plt_tn/lev/27/14.md

285 B

tsy maintsy manampy iray ampahadimin'ny tombam-bidiny ao amin'ny vidim-panavotan'izany izy

Ny "iray ampahadimy" dia amphany iray amin'ny dimy zaraina mitovy. DH: "aoka izy hizara dimy mitovy ny sandan'ny trano, ka hanampy ampahany iray amin'ireo izy ary hanefa izany rehetra izany"