plt_tn/lev/27/09.md

324 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Yaveh dia manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona.

voatokana ho Azy

"voatokana ho an'i Yaveh"

na izany na ny iray izay nampifamadihana

DH: "na izany na ny iray izay nampifanakalozina tamin'izany" na ilay biby dia zo antsoina fotsiny hoe "samy biby"