plt_tn/lev/27/09.md

12 lines
324 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Yaveh dia manohy ny fitenenany amin'i Mosesy izay tsy maintsy ataon'ny olona.
# voatokana ho Azy
"voatokana ho an'i Yaveh"
# na izany na ny iray izay nampifamadihana
DH: "na izany na ny iray izay nampifanakalozina tamin'izany" na ilay biby dia zo antsoina fotsiny hoe "samy biby"