plt_tn/lev/25/49.md

20 lines
998 B
Markdown

# ka hatramin'ny taonan'ny Jobily
Ny Israelita iray dia mety ho andevo mandra-pahatongan'ny taonan'ny Jobily ihany. Ireo toromarika ireo arahin'ny Israelita iray naniry ny hiverina hividy ny fahafahany mialohan'ny taonan'ny Jobily.
# ny taonan'ny Jobily
"ny taonan'ny fanarenana" na "ny taona hamerenana ny tany sy hanafahana ny andevo"
# Aoka ny vidin'ny fanavotana azy ho etritreretina
DH: "Aoka izy ireo hieritreritra ny vidim-panafahana azy" na "Aoka izy ireo hieritreritra ny sanda hohefaina amin'ny vahiny mba hanafahan ny Israelita"
# miaraka amin'ny taham-bidin'ny mpanompo nokaramaina
Raha niverina nividy ny fahafahany ny Israelita iray, dia hanakarama mpanompo ilay vahiny mba hanao ny asa izay tokony vitain'ilay Israelita kanefa tsy vitany. DH: "arakaraka taha hividianan'ny olona iray ny mpanompo iray"
# ho an'ny isan'ny taona hanoizany miasa
"ho an'ny isan'ny taona izay tokony nanohizan'ny Israelita iray miasa saingy tsy notohizany, mandra-pahatonga ny taonan'ny Jobily"