plt_tn/lev/25/42.md

392 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Yaveh dia miresaka amin'i Mosesy ny amin'ny tsy maintsy ataon'ny vahoaka.

Fa mpanompoko ...izy ireo

"ireo mpiray fihaviana aminao dia mopanompoko"

Tsy hamidy tahaka ireo andevo izy ireo

DH: "Aoka tsy hovidianao toy ny andevo izy ireo"

dia afaka hividy andevo avy amin'izy ireo ianao.

"azonao atao ny mividy andevo avy amin'ireo firenena ireo"