plt_tn/lev/25/42.md

16 lines
392 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Yaveh dia miresaka amin'i Mosesy ny amin'ny tsy maintsy ataon'ny vahoaka.
# Fa mpanompoko ...izy ireo
"ireo mpiray fihaviana aminao dia mopanompoko"
# Tsy hamidy tahaka ireo andevo izy ireo
DH: "Aoka tsy hovidianao toy ny andevo izy ireo"
# dia afaka hividy andevo avy amin'izy ireo ianao.
"azonao atao ny mividy andevo avy amin'ireo firenena ireo"