plt_tn/lev/25/33.md

755 B

tsy maintsy haverina amin'ny taonan'ny Jobily ny trano izay namidiny tao an-tanàna nisy azy

DH: "ilay nividy ny trano tao amin'ny tanàna izay nisy izany dia tsy maintsy mamerina izany"

ny taonan'ny Jobily

"ny taonan'ny fanarenana" na "ny taona hamerenana ny tany sy hanafahana ny andevo"

fananan'izy ireo amin'ny vahoakan'Israely

Ny tany Kanana dia nozaraina tamoin'ireo vahoakan'Israely, saingy tamin'izany tany izany dia 48 ihany no tanàna nomena ny Levita izay misy saha manodidina azy. DH: "Ny anjara-tanin'izy ireo izay lasan'ny Israelita" na "ny fananan'izyy ireo ao amin'ny tanin'Israely"

Fa ireo saha manodidina ny tanànany dia tsy azo amidy

DH: "fa ireo Levita dia tsy mahazo mivarotra ny saha manodidina ny tananàn'izy ireo"