# tsy maintsy haverina amin'ny taonan'ny Jobily ny trano izay namidiny tao an-tanàna nisy azy DH: "ilay nividy ny trano tao amin'ny tanàna izay nisy izany dia tsy maintsy mamerina izany" # ny taonan'ny Jobily "ny taonan'ny fanarenana" na "ny taona hamerenana ny tany sy hanafahana ny andevo" # fananan'izy ireo amin'ny vahoakan'Israely Ny tany Kanana dia nozaraina tamoin'ireo vahoakan'Israely, saingy tamin'izany tany izany dia 48 ihany no tanàna nomena ny Levita izay misy saha manodidina azy. DH: "Ny anjara-tanin'izy ireo izay lasan'ny Israelita" na "ny fananan'izyy ireo ao amin'ny tanin'Israely" # Fa ireo saha manodidina ny tanànany dia tsy azo amidy DH: "fa ireo Levita dia tsy mahazo mivarotra ny saha manodidina ny tananàn'izy ireo"