plt_tn/lev/25/31.md

576 B

Fa ireo tranon'ireo vohitra izay tsy misy manda

Ny zana-bohitra sasany dia tsy misy manda manodidina.

Havotana izy ireo, ary tsy maintsy haverina

DH: "Azonao haverina vidiana ireo trano ireo, ary ireo izay nividy ireo dia tsy maintsy hamerina izany"

ny taonan'ny Jobily

"ny taonan'ny fanarenana" na "ny taona hamerenana ny tany sy hanafahana ny andevo"

ny tranon'ireo Levita ao an-tanànan'izy ireo

DH: "ireo trano izay an'ireo Levita ao an-tananan'izy ireo"

dia ho avotra amin'ny fotoana rehetra

DH: "Azon'ireo Levita avotana amin'ny fotoana rehetra ireo"