plt_tn/lev/25/31.md

20 lines
576 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fa ireo tranon'ireo vohitra izay tsy misy manda
Ny zana-bohitra sasany dia tsy misy manda manodidina.
# Havotana izy ireo, ary tsy maintsy haverina
DH: "Azonao haverina vidiana ireo trano ireo, ary ireo izay nividy ireo dia tsy maintsy hamerina izany"
# ny taonan'ny Jobily
"ny taonan'ny fanarenana" na "ny taona hamerenana ny tany sy hanafahana ny andevo"
# ny tranon'ireo Levita ao an-tanànan'izy ireo
DH: "ireo trano izay an'ireo Levita ao an-tananan'izy ireo"
# dia ho avotra amin'ny fotoana rehetra
DH: "Azon'ireo Levita avotana amin'ny fotoana rehetra ireo"