plt_tn/lev/25/29.md

16 lines
405 B
Markdown

# aorian'ny nahalafo izany
DH: "aorian'ny nivarotany izany"
# ny zon'ny fanavotana
Ny anarana " fanavotana" dia azo adiaka amin'ny matoanteny "manavotra" na "mamerina mividy." DH: "zo ny hanavotra izany"
# Raha tsy avotra ...ny trano
DH: "raha tsy manavotra ilay trano izy na ny fianakaviany"
# ny taonan'ny Jobily
"ny taonan'ny fanarenana" na "ny taona hamerenana ny tany sy hanafahana ny andevo"