plt_tn/lev/25/29.md

405 B

aorian'ny nahalafo izany

DH: "aorian'ny nivarotany izany"

ny zon'ny fanavotana

Ny anarana " fanavotana" dia azo adiaka amin'ny matoanteny "manavotra" na "mamerina mividy." DH: "zo ny hanavotra izany"

Raha tsy avotra ...ny trano

DH: "raha tsy manavotra ilay trano izy na ny fianakaviany"

ny taonan'ny Jobily

"ny taonan'ny fanarenana" na "ny taona hamerenana ny tany sy hanafahana ny andevo"