plt_tn/lev/25/26.md

20 lines
455 B
Markdown

# nivarotana ny tany
DH: "namidiny ny tany"
# nanonerana indray ny fandanjana tamin'ilay olona izay nivarotany izany
DH: "manefa ny vola izay nividianan'ilay mpividy izany amin'ilay mpividy azy"
# taonan'ny Jobily
"ny taonan'ny fanarenana" na "ny taona hamerenana ny tany." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 25:10.
# dia haverina ...ny tany,
DH: "ilay efa nividy izany dia hamerina izany"
# hiverina amin'ny fananany
"hiverina amin'ny taniny"