plt_tn/lev/25/26.md

455 B

nivarotana ny tany

DH: "namidiny ny tany"

nanonerana indray ny fandanjana tamin'ilay olona izay nivarotany izany

DH: "manefa ny vola izay nividianan'ilay mpividy izany amin'ilay mpividy azy"

taonan'ny Jobily

"ny taonan'ny fanarenana" na "ny taona hamerenana ny tany." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 25:10.

dia haverina ...ny tany,

DH: "ilay efa nividy izany dia hamerina izany"

hiverina amin'ny fananany

"hiverina amin'ny taniny"