plt_tn/lev/25/18.md

400 B

hankatò ireo didiko, hitandrina ireo lalàko, ary hanatanteraka azy ireo

Ireo andian-teny rehetra ireo dia mitovy ny heviny amin'ny ankapobeny. Ireo dia manamafy fa ny olona dia tsy maintsy mankatò izay rehetra lazain'i Yaveh.

hihinana ianao ka ho voky

Io dia midika fa hihinana ampy ampy izy ireo ka ho feno ny kibony. DH: "hihinana ianareo mandra-pahavoky anareo" na "hihinana maro ianao"