plt_tn/lev/25/18.md

8 lines
400 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# hankatò ireo didiko, hitandrina ireo lalàko, ary hanatanteraka azy ireo
Ireo andian-teny rehetra ireo dia mitovy ny heviny amin'ny ankapobeny. Ireo dia manamafy fa ny olona dia tsy maintsy mankatò izay rehetra lazain'i Yaveh.
# hihinana ianao ka ho voky
Io dia midika fa hihinana ampy ampy izy ireo ka ho feno ny kibony. DH: "hihinana ianareo mandra-pahavoky anareo" na "hihinana maro ianao"