plt_tn/lev/25/05.md

900 B

Aoka ianao tsy hanao ...izay monina miaraka aminao no aoka hanangona hanina

Ao amin'ny 25:5-6, ny tian'i Yaveh lazaina dia ny hoe: tsy hamela ny tompon-tsaha handrindra ny mpiasany sy ny vokatry ny taniny araka ny fanaony amin'ny enin-taona hafa Izy. Na izany aza, Yaveh dia mamela ny tsirairay handeha ho eny an-tsaha ka hioty sy hihinana ny voankazo izay hitany.

voalobokao izay tsy voarantsana

Io dia midika fa tsy nisy nikarakara ny voaloboka ka hanapaka azy ireo araka ny fanaony mandritra ny enin-taona hafa. DH: "ny volobokao izay tsy norantsaninao"

Izay maniry eo amin'ny tany izay tsy niasana

"izay maniry amin'ny tany tsy niasàna"

tany tsy niasàna

Io dia midika fa tsy nisy nikarakara ilay saha na ilay tanimboly araka ny fanaony mandritra ny enin-taona hafa. DH: "ny sahanao izay tsy nokarakarainao"

izay rehetra vokarin'ny tany

"izay rehetra vokatra eo amin'ny tany"