plt_tn/lev/24/15.md

426 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Andriamanitra dia manohy ny firesahany amin'i Mosesy ny amin'ny tsy maintsy atao amin'ilay lehilahy izay nanozona an'Andriamanitra.

tsy maintsy mizaka ny helony

Ny fiharetana ny heloka dia resahina toy ny hoe mizaka ny helony. DH: "tsy maintsy miharitra ny helony" na "tsy maintsy voasazy"

tsy maintsy vonoina

Dh: "aoka hamono azy tokoa ny vahoaka" na "aoka hamono azy ny vahoaka"