# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Andriamanitra dia manohy ny firesahany amin'i Mosesy ny amin'ny tsy maintsy atao amin'ilay lehilahy izay nanozona an'Andriamanitra. # tsy maintsy mizaka ny helony Ny fiharetana ny heloka dia resahina toy ny hoe mizaka ny helony. DH: "tsy maintsy miharitra ny helony" na "tsy maintsy voasazy" # tsy maintsy vonoina Dh: "aoka hamono azy tokoa ny vahoaka" na "aoka hamono azy ny vahoaka"