plt_tn/lev/24/07.md

648 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Andriamanitra dia manome toromarika an'i Mosesy ny amin'ireo zavatra ao amin'ny trano-lay fihaonana.

Aoka ianao hametraka ditin-kazo manitra madio isak'ireo andalana mofo

Ny dintin-kazo manitra dia mety eo akaikin'ireo mofo, fa tsy mitambatra amin'ireo mofo. DH: "Aoka ianao hametraka dindin-kazo manitra eo akaikin'ny andala-mofo.

Io fanatitra io

"io mofo izay hatolotra io"

satria ampahany avy tamin'ireo fanatitra

"satria naka izany avy tamin'ireo fanatitra izy ireo"

fanatitra natao tamin'ny afo ho an'i Yaveh

"fanatitra dorana ho an'i Yaveh" na "fanatitra izay nodorananareo ho an'i Yaveh"