plt_tn/lev/24/07.md

20 lines
648 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Andriamanitra dia manome toromarika an'i Mosesy ny amin'ireo zavatra ao amin'ny trano-lay fihaonana.
# Aoka ianao hametraka ditin-kazo manitra madio isak'ireo andalana mofo
Ny dintin-kazo manitra dia mety eo akaikin'ireo mofo, fa tsy mitambatra amin'ireo mofo. DH: "Aoka ianao hametraka dindin-kazo manitra eo akaikin'ny andala-mofo.
# Io fanatitra io
"io mofo izay hatolotra io"
# satria ampahany avy tamin'ireo fanatitra
"satria naka izany avy tamin'ireo fanatitra izy ireo"
# fanatitra natao tamin'ny afo ho an'i Yaveh
"fanatitra dorana ho an'i Yaveh" na "fanatitra izay nodorananareo ho an'i Yaveh"