plt_tn/lev/23/40.md

545 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Yaveh dia manohy ny fanomezany toromarika ny amin'ny Firavoravoan'ny Fialofana.

sampan'ny hazo rofia ...hazo malahelo eny amin'ireo loharano

Ireo mety hampisana ireo ratsan-kazo ireo dia 1) mba hanaovana fialofana vonjimaika na 2) mba haofahofan'izy ireo ho mariky ny fankalazan'ireo amim-pifaliana. Ny fandiakana sasany dia milaza izany mazava; fa ny fandikana hafa kosa dia mamela izany ho an-kolaka ihany.

hazo malahelo

Hazo misy ravina madinika no sady lavalava, izay maniry eny amoron-drano.