# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Yaveh dia manohy ny fanomezany toromarika ny amin'ny Firavoravoan'ny Fialofana. # sampan'ny hazo rofia ...hazo malahelo eny amin'ireo loharano Ireo mety hampisana ireo ratsan-kazo ireo dia 1) mba hanaovana fialofana vonjimaika na 2) mba haofahofan'izy ireo ho mariky ny fankalazan'ireo amim-pifaliana. Ny fandiakana sasany dia milaza izany mazava; fa ny fandikana hafa kosa dia mamela izany ho an-kolaka ihany. # hazo malahelo Hazo misy ravina madinika no sady lavalava, izay maniry eny amoron-drano.