plt_tn/lev/22/31.md

539 B

hitandrina ny didiko sy hanatanteraka ireo

Ny teny "hitandrina" sy ny "hanatanteraka" dia mitovy ny heviny amin'ny ankapobeny. Ireo dia manamafy fa ireo vahoaka dia tsy maintsy mankatò ny didin'Andriamanitra"

Aoka tsy hanamavo ny Anarako masina ianareo

Eto, ny teny "anarana" dia mampiseho ny tenan'i Yaveh sy ny lazany. DH: "Aoka ianreo tsy hanetry Ahy" na "aoka ianareo tsy hanetry ny lazako masina"

Aoka ho ekena ho masina amin'ny alalan'ny zanak'Israely Aho

DH: "Ny vahoakan'Israely dia tsy maintsy manaiky Ahy ho masina"