# hitandrina ny didiko sy hanatanteraka ireo Ny teny "hitandrina" sy ny "hanatanteraka" dia mitovy ny heviny amin'ny ankapobeny. Ireo dia manamafy fa ireo vahoaka dia tsy maintsy mankatò ny didin'Andriamanitra" # Aoka tsy hanamavo ny Anarako masina ianareo Eto, ny teny "anarana" dia mampiseho ny tenan'i Yaveh sy ny lazany. DH: "Aoka ianreo tsy hanetry Ahy" na "aoka ianareo tsy hanetry ny lazako masina" # Aoka ho ekena ho masina amin'ny alalan'ny zanak'Israely Aho DH: "Ny vahoakan'Israely dia tsy maintsy manaiky Ahy ho masina"