plt_tn/lev/22/04.md

1.0 KiB

areti-koditra mifindra

Aretina amin'ny hoditra izay mora mifindra amin'ny olon-kafa.

aretina mikoriana amin'ny ràny

"fitsihan'ny vatana"

avy amin'ny vatany

Io dia fomba mihaja entina hilazana ny faritra saropadin'ny lehilahy. Jereo ny nandikanao ny andian-teny mitovy aminy ao amin'ny 15:1. DH: "avy amin'ny faritra saropadiny"

Izay rehetra mikasika ny zavatra maloto

Ny zavatra izay lazain'i Yaveh ho tsy mendrika ny ho kasihana na hanina dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.

mifandray amin'ny maty

"amin'ny alalan'ny fikasihana faty"

sorona natao ho an'i Yaveh

DH: "ny sorona izay natolotry ny olona hafa ho an'i Yaveh"

na ireo rehetra mikasika ny biby mikisaka rehetra izay mampaloto azy, na ny olona izay mampaloto azy

DH: "na izay rehetra maloto tamin'ny fikasihana biby mikisaka na tamin'ny fikasihana olona maloto hafa"

ny mpisorona ...dia haloto

Ny olona izay tsy eken'ny sitrapon'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.

mandra-paharivan'ny andro

"mandra-pilentiky ny masoandro"