plt_tn/lev/22/04.md

36 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# areti-koditra mifindra
Aretina amin'ny hoditra izay mora mifindra amin'ny olon-kafa.
# aretina mikoriana amin'ny ràny
"fitsihan'ny vatana"
# avy amin'ny vatany
Io dia fomba mihaja entina hilazana ny faritra saropadin'ny lehilahy. Jereo ny nandikanao ny andian-teny mitovy aminy ao amin'ny 15:1. DH: "avy amin'ny faritra saropadiny"
# Izay rehetra mikasika ny zavatra maloto
Ny zavatra izay lazain'i Yaveh ho tsy mendrika ny ho kasihana na hanina dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.
# mifandray amin'ny maty
"amin'ny alalan'ny fikasihana faty"
# sorona natao ho an'i Yaveh
DH: "ny sorona izay natolotry ny olona hafa ho an'i Yaveh"
# na ireo rehetra mikasika ny biby mikisaka rehetra izay mampaloto azy, na ny olona izay mampaloto azy
DH: "na izay rehetra maloto tamin'ny fikasihana biby mikisaka na tamin'ny fikasihana olona maloto hafa"
# ny mpisorona ...dia haloto
Ny olona izay tsy eken'ny sitrapon'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.
# mandra-paharivan'ny andro
"mandra-pilentiky ny masoandro"