plt_tn/lev/21/22.md

618 B

Afaka ...izy

Eto ny "izy" dia manondro ilay mpisorona manana kilema ara-batana.

mihinana ny sakafon'ny Andriamaniny izy

"mihinana ny fanatitra sakafo ho an'ny Andriamaniny." Anjara sorona izay an'ireo mpisorona ary azo hanina.

na ny sasany amin'ireo masina indrindra na sasany amin'ireo masina

Io dia manondro ny sakafo izay natao sorona. Ny dika fenon'io fanambarana io dia azo atao mazava. DH: "ny sasany amin'ny sorona izay natolotra teo amin'ny toerana masina indrindra na ny sasany tamin'ny sorona izay natolotra teo amin'ny toerana masina"

tamin'ireo zanaka lahiny

"tamin'ny zanaka lahin'i Arona"