# Afaka ...izy Eto ny "izy" dia manondro ilay mpisorona manana kilema ara-batana. # mihinana ny sakafon'ny Andriamaniny izy "mihinana ny fanatitra sakafo ho an'ny Andriamaniny." Anjara sorona izay an'ireo mpisorona ary azo hanina. # na ny sasany amin'ireo masina indrindra na sasany amin'ireo masina Io dia manondro ny sakafo izay natao sorona. Ny dika fenon'io fanambarana io dia azo atao mazava. DH: "ny sasany amin'ny sorona izay natolotra teo amin'ny toerana masina indrindra na ny sasany tamin'ny sorona izay natolotra teo amin'ny toerana masina" # tamin'ireo zanaka lahiny "tamin'ny zanaka lahin'i Arona"