plt_tn/lev/21/18.md

544 B

Aoka tsy hanatona an'i Yaveh

Ny mpisorona dia tsy maintsy manana fenitra ara-batana mba hanakaikezana an'i Yaveh. Io dia tsy midika fa ny kilema ara-batana dia vokatry ny fitondran-tena maloto na ny olona rehetra izay manan-kilema ara-batana dia tsy afaka manatona an'Andriamanitra.

izay simba tarehy na sembana

"izay manana fahasembanana amin'ny vatana na tava"

hanolotra mofo ho an'ny Andriamaniny

Eto, ny "mofo" dia mampiseho ny sakafo amin'ny ankapobeny. DH: "mba hanao fanatitra sakafo dorana eo amin'ny alitaran'Andriamanitra"