plt_tn/lev/21/18.md

12 lines
544 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Aoka tsy hanatona an'i Yaveh
Ny mpisorona dia tsy maintsy manana fenitra ara-batana mba hanakaikezana an'i Yaveh. Io dia tsy midika fa ny kilema ara-batana dia vokatry ny fitondran-tena maloto na ny olona rehetra izay manan-kilema ara-batana dia tsy afaka manatona an'Andriamanitra.
# izay simba tarehy na sembana
"izay manana fahasembanana amin'ny vatana na tava"
# hanolotra mofo ho an'ny Andriamaniny
Eto, ny "mofo" dia mampiseho ny sakafo amin'ny ankapobeny. DH: "mba hanao fanatitra sakafo dorana eo amin'ny alitaran'Andriamanitra"