plt_tn/lev/21/07.md

568 B

Aoka izy ireo

"Aoka ireo mpisorona"

izy ireo dia voatokana

"satria izy ireo dia natokana" (UDB)

Hatokanareo izy

"Ianareo vahoaka dia aoka hitondra azy ho masina"

satria izy ilay manolotra mofo ho an'Andriamanitrareo

Eto, ny "mofo" dia mampiseho ny sakafo amin'ny ankapobeny. Yaveh dia tsy tena mihinana ireo fanatitra ireo. Adikao amin'ny fomba izay mampazava fa Andriamanitra dia tsy tena mihinana ilay sakafo io.

Aoka ho masina aminareo izy

DH: "Aoka hihevitra azy ho masina ianareo"

Dia aoka ho dorana izy

DH: "Aoka ho doranareo ho faty izy"