plt_tn/lev/21/07.md

24 lines
568 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Aoka izy ireo
"Aoka ireo mpisorona"
# izy ireo dia voatokana
"satria izy ireo dia natokana" (UDB)
# Hatokanareo izy
"Ianareo vahoaka dia aoka hitondra azy ho masina"
# satria izy ilay manolotra mofo ho an'Andriamanitrareo
Eto, ny "mofo" dia mampiseho ny sakafo amin'ny ankapobeny. Yaveh dia tsy tena mihinana ireo fanatitra ireo. Adikao amin'ny fomba izay mampazava fa Andriamanitra dia tsy tena mihinana ilay sakafo io.
# Aoka ho masina aminareo izy
DH: "Aoka hihevitra azy ho masina ianareo"
# Dia aoka ho dorana izy
DH: "Aoka ho doranareo ho faty izy"