plt_tn/lev/20/19.md

12 lines
574 B
Markdown

# miara-mandry amin'ny
Io dia fomba mihaja entina hilazana fa izy dia niray ara-nofo tamin'ny nenitoany. Ny fiteny sasany dia mampiasa andian-teny mivantana kokoa toy ny hoe "niray ara-nofo tamin'ny"
# Tsy maintsy hibaby ny helokao ianao
Ny fomba fiteny "mibaby ny helokao" dia midika hoe "tompon'antoka ny amin'ny helokao ianao." DH: "tompon'antoka ny amin'ny helokao ianao" na "hanasaazy anao Aho"
# hohalaiko ny lovan'ny zanak'izy ireo izay mety ho azony avy amin'ireo ray aman-dreniny
Ny fandikana Baiboly maro no manao izany ho "ho faty tsy amin-janaka izy ireo."