# miara-mandry amin'ny Io dia fomba mihaja entina hilazana fa izy dia niray ara-nofo tamin'ny nenitoany. Ny fiteny sasany dia mampiasa andian-teny mivantana kokoa toy ny hoe "niray ara-nofo tamin'ny" # Tsy maintsy hibaby ny helokao ianao Ny fomba fiteny "mibaby ny helokao" dia midika hoe "tompon'antoka ny amin'ny helokao ianao." DH: "tompon'antoka ny amin'ny helokao ianao" na "hanasaazy anao Aho" # hohalaiko ny lovan'ny zanak'izy ireo izay mety ho azony avy amin'ireo ray aman-dreniny Ny fandikana Baiboly maro no manao izany ho "ho faty tsy amin-janaka izy ireo."