plt_tn/lev/20/13.md

20 lines
640 B
Markdown

# lehilahy miara-mandry
Io dia fomba mihaja entina hilazana fa niray ara-nofo tamin'ny lehilahy hafa izy. Ny fiteny sasany dia mampiasa andian-teny mivantana kokoa toy ny hoe "lehilahy izay niray ara-nofo tamin'ny lehilahy hafa."
# tahaka ny miaraka amin'ny vehivavy
Ny fomba hanaovany ilay lehilahy dia tahaka ny nanaovany ny vehivavy. DH: "tahaka ny hanaovany ny vehivavy"
# zavatra marikoriko
"zavatra mahamenatra" na "zavatra mahatsiravina"
# Aoka ho faty tokoa izy ireo
DH: "Aoka ho vonoinao tokoa izy ireo"
# Aoka ho dorana izy ireo, izy sy ilay vehivavy
DH: "Aoka ho doranao ho faty tokoa na ilay lehilahy na ilay vehivavy"