plt_tn/lev/20/13.md

640 B

lehilahy miara-mandry

Io dia fomba mihaja entina hilazana fa niray ara-nofo tamin'ny lehilahy hafa izy. Ny fiteny sasany dia mampiasa andian-teny mivantana kokoa toy ny hoe "lehilahy izay niray ara-nofo tamin'ny lehilahy hafa."

tahaka ny miaraka amin'ny vehivavy

Ny fomba hanaovany ilay lehilahy dia tahaka ny nanaovany ny vehivavy. DH: "tahaka ny hanaovany ny vehivavy"

zavatra marikoriko

"zavatra mahamenatra" na "zavatra mahatsiravina"

Aoka ho faty tokoa izy ireo

DH: "Aoka ho vonoinao tokoa izy ireo"

Aoka ho dorana izy ireo, izy sy ilay vehivavy

DH: "Aoka ho doranao ho faty tokoa na ilay lehilahy na ilay vehivavy"