forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
508 B
Markdown
8 lines
508 B
Markdown
# Raha mijinja ny vokatry ny taninareo ianareo, dia aoka ianareo tsy hijinja tanteraka ny zoron'ny sahanareo
|
|
|
|
"rehefa manangona ny vokatrareo ianareo dia aza angoninana tanteraka ny mankeo amin'ny zoron'ny sahanareo"
|
|
|
|
# na koa hanangona vokatrareo rehetra
|
|
|
|
Io dia manondro ny fiverenana eny amin'ny saha fanindroany mba hanangona ny vokatra izay mbola tavela taorian'ny fotoana voalohany. Ny hevitra fenon'io fanambarana io dia azo atao mazava. DH: "ary aza miverina maka ireo sisa izay navelao any intsony"
|