plt_tn/lev/19/09.md

508 B

Raha mijinja ny vokatry ny taninareo ianareo, dia aoka ianareo tsy hijinja tanteraka ny zoron'ny sahanareo

"rehefa manangona ny vokatrareo ianareo dia aza angoninana tanteraka ny mankeo amin'ny zoron'ny sahanareo"

na koa hanangona vokatrareo rehetra

Io dia manondro ny fiverenana eny amin'ny saha fanindroany mba hanangona ny vokatra izay mbola tavela taorian'ny fotoana voalohany. Ny hevitra fenon'io fanambarana io dia azo atao mazava. DH: "ary aza miverina maka ireo sisa izay navelao any intsony"