plt_tn/lev/18/29.md

683 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Mamarana ny fitenenany amin'i Mosesy sy Arona ny amin'ny tsy maintsy ataon'ireo vahoaka i Yaveh.

ireo olona ...dia ho esorina tsy ho eo amin'ny vahoakan'izy ireo

Ny olona izay voahiliky ny fiaraha-moniny dia resahina toy ny hoe nesorina teo amin'ny vahoakany, tahaka ny fandrovitana singan-damba iray na fanapahana rantsan-kazo iray hiala amin'ny vatan-kaz. DH: "ireo olona ...dia tsy hiara-honina amin'ny vahoakany intsony" na "aoka hosarahinareo amin'ny vahoakany ...ireo olona ireo"

natao teto talohanareo

DH: "izay nataon'ny vahokaka teto mialohan'ny niavianareo"

amin'ireo

Eto, ny "ireo" dia manondro ireo fomba maharikoriko"