# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Mamarana ny fitenenany amin'i Mosesy sy Arona ny amin'ny tsy maintsy ataon'ireo vahoaka i Yaveh. # ireo olona ...dia ho esorina tsy ho eo amin'ny vahoakan'izy ireo Ny olona izay voahiliky ny fiaraha-moniny dia resahina toy ny hoe nesorina teo amin'ny vahoakany, tahaka ny fandrovitana singan-damba iray na fanapahana rantsan-kazo iray hiala amin'ny vatan-kaz. DH: "ireo olona ...dia tsy hiara-honina amin'ny vahoakany intsony" na "aoka hosarahinareo amin'ny vahoakany ...ireo olona ireo" # natao teto talohanareo DH: "izay nataon'ny vahokaka teto mialohan'ny niavianareo" # amin'ireo Eto, ny "ireo" dia manondro ireo fomba maharikoriko"