plt_tn/lev/18/24.md

12 lines
499 B
Markdown

# nampahaloto ireo firenena
Io dia manondro ireo vondrom-bahoaka izay efa mipetraka any Kanana. Adikao io mba hampazava fa ilay voambolana "firenena" dia ireo vahoaka. DH: "nandoto ny tenany ireo vahoakan'ny firenena"
# Voaloto ny tany
"Nandoto ny tany ireo vahoaka"
# nandoa ireo mponiny ny tany
Ny faneren'Yaveh ny fanesorana ireo vahoka eo amin'ny tany dia resahina toy ny hoe olona mando vahoaka ilay tany. DH: "Tereko hiala tsy ho amin'ny tany ireo vahoaka, tahaka ny olona mandoa sakafo"