plt_tn/lev/18/24.md

499 B

nampahaloto ireo firenena

Io dia manondro ireo vondrom-bahoaka izay efa mipetraka any Kanana. Adikao io mba hampazava fa ilay voambolana "firenena" dia ireo vahoaka. DH: "nandoto ny tenany ireo vahoakan'ny firenena"

Voaloto ny tany

"Nandoto ny tany ireo vahoaka"

nandoa ireo mponiny ny tany

Ny faneren'Yaveh ny fanesorana ireo vahoka eo amin'ny tany dia resahina toy ny hoe olona mando vahoaka ilay tany. DH: "Tereko hiala tsy ho amin'ny tany ireo vahoaka, tahaka ny olona mandoa sakafo"