plt_tn/lev/16/34.md

334 B

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Mamarana ny firesahany amin'i Mosesy sy Arona ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona amin'ny Andro Fanavotana i Yaveh.

Vita araka ny nandidian'i Yaveh an'i Mosesy izany

DH: "Ary nanao araka izay nandidian'i Yaveh i Mosesy" na "Ary Arona dia nanao araka izay nandidian'i Yaveh an'i Mosesy"