# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny: Mamarana ny firesahany amin'i Mosesy sy Arona ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona amin'ny Andro Fanavotana i Yaveh. # Vita araka ny nandidian'i Yaveh an'i Mosesy izany DH: "Ary nanao araka izay nandidian'i Yaveh i Mosesy" na "Ary Arona dia nanao araka izay nandidian'i Yaveh an'i Mosesy"