plt_tn/lev/16/23.md

455 B

ary hanala ireo akanjo rongony fotsy

Ireo dia akanjo manokana izay anaovan'i Arona rehefa niditra ny toerana masina indrindra fotsiny ihany izy.

Tsy maintsy mampandro ny vatany amin'ny rano any amin'ny toerana masina izy

Eto, ny "toerana masina" dia tsy manondro ny lay fihaonana. Io dia karazana toerana hafa izay natokana mba hampandroany ny tenany.

manao akanjo tsotra

Ireo dia ny akanjo izay anaovan'i Arona amin'ny raharaha andavan'andro.