# ary hanala ireo akanjo rongony fotsy Ireo dia akanjo manokana izay anaovan'i Arona rehefa niditra ny toerana masina indrindra fotsiny ihany izy. # Tsy maintsy mampandro ny vatany amin'ny rano any amin'ny toerana masina izy Eto, ny "toerana masina" dia tsy manondro ny lay fihaonana. Io dia karazana toerana hafa izay natokana mba hampandroany ny tenany. # manao akanjo tsotra Ireo dia ny akanjo izay anaovan'i Arona amin'ny raharaha andavan'andro.