plt_tn/lev/16/03.md

20 lines
329 B
Markdown

# Koa izao no
"Izao no fomba"
# atin'akanjo
"Io dia fitafiana izay mikasika amin'ny hoditra, ao anatin'ny akanjo ivelany.
# fehin-kibo
Lamba lavalava izay mifatotra manodidina ny valahana na tratra.
# hamama
Io dia saron-doha atao amin'ny ravin-damba mivalombalona.
# avy amin'ireo fivondronana
"avy amin'ny fihaonambe"