plt_tn/lev/16/03.md

329 B

Koa izao no

"Izao no fomba"

atin'akanjo

"Io dia fitafiana izay mikasika amin'ny hoditra, ao anatin'ny akanjo ivelany.

fehin-kibo

Lamba lavalava izay mifatotra manodidina ny valahana na tratra.

hamama

Io dia saron-doha atao amin'ny ravin-damba mivalombalona.

avy amin'ireo fivondronana

"avy amin'ny fihaonambe"