forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
528 B
Markdown
12 lines
528 B
Markdown
# ho toy ny hoe amin'ny andron'ny fadimbolany izy
|
|
|
|
Io dia midika fa raha mivoaka rà avy an-kibo amin'ny fotoana hafa ankoatra ny fadimbolany ara-dalàna ilay vehivavy, dia mbola maloto tahaka ny fotona maha ao anaty fadimbolana azy ihany izy.
|
|
|
|
# Maloto izy ...Na iza na iza mikasika ...haloto
|
|
|
|
Ny olona izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.
|
|
|
|
# ny zavatra rehetra izay hipetrahany dia haloto
|
|
|
|
Ny zavatra izay tsy azon'ny olon-kafa kasihana dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.
|